Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Marsa, 2010
Voci Globali: Global Voices sy La Stampa
Efa ambivitry ny telo herinandro izay ny Global Voices no nanangana fiaraha-miasa vaovao amin'ny gazety Italiana mivoaka isan'andro La Stampa izay voatondro ho mpametraka ho lohateny lehibe (asongadina) eo amin'ny vohikalan'ny gazety ny (lahatsoratra) miavaka avoakan'ny bolongana iraisam-pirenena. Nantsoinay hoe “Voci Globali“ izy io ka ny asany dia mifototra amin'ny...
SuperPower: BBC sy Global Voices
Amim-pifaliana ho ahy ny milaza aminareo ny fiaraha-miasa eo amin'ny Global Voices sy ny BBC News ao anatin'ny BBC's SuperPower season[fotoanan'ny tanjakamaherin'ny BBC] izay nivoaka androany. Nisongadina tokoa iny taona lasa iny teo amin'ny fiaraha-miasan'ny fanaovan-gazety mahazatra sy ny zoton'olona hanao gazety [Naotin'ny mpandika teny: ekeko tokoa fa mbola sahirana izahay ny mitady...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...