Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Desambra, 2021
Niala tamin'ny maha mpitantana Lingua
Mohamed ElGohary manambara ny fialany tsy ho Mpitantana ny Lingua intsony manomboka amin'ny 31 Desambra.
Fiovana ao amin'ny birao filankevi-pitantanan'ny Global Voices
Nanatevin-daharana ny birao filankevi-pitantanan'ny Global Voices i Akwe Amosu rehefa lasa i James Deane, ary i Mary Kay Magistad no nitantana ny andraikitry ny filohan'ny filankevi-pitantanana.
Valin'ny Fitsapan-kevitry ny Filan-kevitra 2021: Asan'ny GV
Ao anatin'ny vaomieram-piarahamonina GV taona 2021, nisy ny fitsapan-kevitra natao hitsapana ireo fanohanana hetsika, fomba fiasa ary maodely samihafa izay ahafahan'ny Global Voices manatsara ny andraikitra ho avy.
Fanavaozana ny Uyghur: Ny tanjaky ny fifampiresahana anaty tambajotra mba hitahirizana ny fiteny
Na olona 10 tapitrisa mahery aza no mampiasa azy ao Shina, mbola sahirana miditra amin'ny tontolo maoderina sy mandingana ireo sakana mavesatra ary ny fandevonana azy ny fiteny Uyghur.