Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2017
Fantaro i Endalk Chala sy Omar Mohammed, Ireo Toniandahatsoratra Vaovaon'ny Global Voices Afrika Atsimon'i Sahara
Manana vaovao lehibe izahay! Mpikambana roa ato amin'ny vondrom-piarahamonina dia i Endalk Chala sy Omar Mohammed no miezaka handimby ny toeran'i Ndesanjo Macha ho toniandahatsoratra vaovao an'i Afrika Atsimon'i Sahara !