Raveloaritiana Mamisoa · Febroary, 2019

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Febroary, 2019

Shina: Mitandrema amin'ny QQ!

GV Mpisolovava  02 Febroary 2019

Satria voasakana ny MSN sy ny twitter amin'izao fotoana izao, mahita ny sasany fa fahafahana tsara ho an'ny Tencent ny fanombohana ny endrika iraisam-pirenena. Na izany aza, ao amin'ny fiarahamonin'ny twitter Shinoa, maro ireo miantsoantso amin'ny namany : mitandrema amin'ny QQ! na mety hampigadra anao ny QQ!

Shina: Napetraka ny Blue Dam (rindrambaiko fanivanana sy fanarahamaso)

GV Mpisolovava  01 Febroary 2019

Vao haingana ny governemanta ao Beijing no nangataka tamin'ireo mpamatsy tolotra aterineto sy foiben'ny angon-drakitra mba hametraka rindrambaiko antsoina hoe Blue Dam any amin'ny lohamilina rehetra. Araka ny filazan'ny Taiwan Apple Daily News, tokony hanomboka handeha androany (13 septambra) ny Blue Dam raha tsy izany hiharan'ny sazy ireo orinasa.