Raveloaritiana Mamisoa · Febroary, 2019

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Febroary, 2019

Kazakhstan: Mihitatra ny fanivanana bilaogy

GV Mpisolovava

Lasa lasibatra faharoa amin'ny hetsika fanakanana ao Kazakhstan taorian'ny LiveJournal ny bilaogy ao amin'ny mail.ru - vavahadin-tserasera Rosiana malaza ahitana vaovao, fialamboly ary mailaka. Ho an'ny bilaogy ihany ny fandavana fidirana avy amin'ny tolotra fifandraisandavitra nasionaly, mandeha tsara kosa ny tolotra hafa ao amin'ny vavahadin-tserasera.

17 Febroary 2019

Shina: Voaisotra sy voasakana ireo tranonkala tsy nahazo alalana

GV Mpisolovava

Vao haingana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Teknolojian'ny Fampahalalam-baovao (MIIT) no namoaka filazana mikasika ny hetsika manokana momba ny fahazoan-dàlan'ny tranonkala ary nangataka tamin'ireo mpamatsy tolotra aterineto (FAI) rehetra mba hanakatona ireo tranonkala tsy manana fahazoan-dalana hamatsy votoaty amin'ny aterineto (ICP) alohan'ny 24 febroary 2009 amin'ny 4 ora hariva.

16 Febroary 2019

Shina: Fisoratana anarana tena izy

GV Mpisolovava

Tamin'ny voalohandohan'ny volana Aogositra, nametraka fisoratana amin'ny tena anarana ireo tranonkala vavahadim-baovao lehibe. Ireo mpiserasera te-handefa fanehoan-kevitra antserasera dia tsy maintsy mameno taratasy fisoratana anarana izay manangona ny lahatahirin'ilay mpiserasera, ny laharan'ny karapanondro, ny laharana an-tariby sy ny adiresy.

04 Febroary 2019