Tantara mikasika ny Arabia Saodita

Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy Saodiana

  09 Novambra 2018

Miarahaba ny rehetra! Tongasoa eto amin'ny fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy Saodiana voalohany. Ity zavatra kely mikasika izay zavatra noresahantsika ato. Ny tontolon'ny blaogy Saodiana dia manana bilaogy 60 ao amin'ny Bilaogy Saodiana,

Ny malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana

  08 Novambra 2018

Tamin'ity herinandro ity, nametraka fanontaniana tamin'ireo mpamaky azy Saodiana i Abu Hamad : "Inona no hataonao raha nanapa-kevitra ny hanafika an'i Saodita i Bush sy ny "fitondrany miaramila"?" Mihevitra izy fa amin'ny toe-draharaha misy ankehitriny dia tsy dia azo inoana loatra izany, ....

Fomba fijery avy ao Riyadh – Jeans Saodiana

  12 Oktobra 2018

Tantanin'i Ahmed, mpianatra ho farmasiana ao Riyadh, Arabia Saodita, ny "Saudi Jeans",bilaogy rohy izay mitovitovy kely amin'ny Scripting News, raha mba nonina tany Afovoany Atsinanana i Dave Winer ary mamaky gazety Arabo am-polony isa-maraina.

Fankalazana ny Ashura manerantany

  28 Septambra 2018

Muharram, volana voalohany amin'ny alimanaka Islamika, no fotoam-pisaonana ho an'ireo Silamo Shiita. Mandritra izany volana izany, mankalaza ny fahafatesan'i Husain, zafikelin'ny Mpaminany Mohammed sy ny Imam shiita fahatelo, ao amin'ny Ady tao Karbala izy ireo. Tonga amin'ny fara-tampon'ny Ashura, andro fahafolo amin'ny volana ny lanonana fisaonana.