Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Janoary, 2017
Manaratsy Ny Fiarahamonim-pirenena Ny Fanafihana Ireo Mpiaro ny Zon'olombelona — Sy Ny Fandrosoan'i Arabia Saodita
Ny famoretana mitohy ny fikatrohana am-pilaminana ao Arabia Saodita dia hoe fotsiny manorotoro ireo fianakaviana sy tsy manome ireo mpikatroka ny fahalalahany sy ny zony fototra, fa manaisotra ihany koa tsy ho ao amin'ny firenena ny asa sy ny fahaizana mamoronan'ireo reformista mamirapiratra sy manan-talenta ao aminy