Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Janoary, 2019
Arabia Saodita : Voasivana ny kaonty Twitter roa an’ireo mpikatroka

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanakana ny fidirana tamin’ny Aterineto tamin’ny kaonty Twitter anankiroa ny Vaomieran’ny Teknolojiam-baovao sy ny Fifandraisana ( CITC) ao Arabia...
Fouad Alfarhan: Telo volana tany am-ponja

Amin'ny lalàna Saodiana dia azo atao ny mitazona an' i Fouad mandritra ny enim-bolana mba hanaovana fanadihadiana tsy misy fiampangana .
Fisamborana an'ilay bilaogera niova fo ho Kristiana tao Arabia Saodita

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny voalazan'ny Tambajotra Arabo Misahana ny Vaovaon'ny Zon'olombelona (ANHR), nosamborin'ny manampahefana Saodiana i Hamoud Bin Saleh ilay bilaogera...
Arabia Saodita: Tonga mamonjy manoloana ny todra-drano ny tanoran'i Jeddah
Taorian'ny tondra-drano namely an'i Jeddah tamin'ny faran'ny volana Janoary, nampiasa tranonkala tambajotra sosialy ny tanora taranaka Saodiana mba hanampy amin'ny hetsika fanavotana amin'ny alàlan'ny fanomezana fanampiana, fialofana, sakafo na fitaterana ho an'ireo izay niharan'ny orana.
Arabia Saodita: Nakatona ny bilaogin'i Fouad Alfarhan’ sy ny Freefouad

Nakatona androany ny bilaogin'ilay bilaogera Saodiana nogadraina Fouad Alfarhan any Arabia Saodita sy ny tranonkala Freefouad, izay natokana ho an'ny raharaha Alfarhan sy ny bilaogy mpomba ny reformista antsoina hoe Freedoms.
Youtube: Nosamborina ilay tovolahy Saodiana misoloky ho polisy manamboninahitra

Nitatitra ny Pinkpaper.com fa nogadraina nandritra ny herintaona, nandoa onitra 1 300 dolara amerikana, ary novelesina karavasy in-1.000 noho ny famoahana lahatsary pelaka i i Ahmad al-Faqih.
Arabia Saodita: Voasakana ny bilaogin'i Milyani

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisy adihevitra nampientam-po tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana taorian'ny vaovaon'ny fanakanana ny bilaogin'i Mohammed Milyani avy amin'ny Internet Services...
Ejypta: Fihaonambe ara-pinoana sy ny fifandraisana Arabo-Isiraeliana
Sambany nipetraka tamin'ny efitrano iray niaraka tamin'ireo mpitondra ara-politika Israeliana ny mpanjaka Saodiana Abdullah, nandritra ny fihaonambe "ara-pinoana" karakarain'ny Firenena Mikambana, natao tao New York, Etazonia.