· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Janoary, 2010

Arabia Saodita : Ny tondra-dranon'i Jeddah an-tsary

Mbola miresaka momba ny tondra-dranon'i Jeddah sy ny vokatra naterany ny olon-drehetra, telo herinandro taorian'ny tondra-drano nitranga tany amina tanàna tany Arabie Saoudite andrefana. Ireo mpampiasa aterineto dia mizara rohy ao amin'ny YouTube, mampiseho ny fahasimbana goavana, avy amin'ny mailaka. Maro ireo video azo tamin'izany.

01 Janoary 2010