Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Aogositra, 2017
Arabia Saodita: Tena Ilaina Ve Ny Mpanampy An-trano?
Ho an'ny olona maro monina ao amin'ny Helodrano, anisan'ny ara-dalàna amin'ny fiainana andavanandro ny mampiasa mpanampy an-trano. Niatrika fitsikerana ny bilaogera Saodiana iray izay tsy mankasitraka izany .
Arabia Saodita: Ary Raha Toa Ka Efa Hatrizay I Olive Riley No Namahana Bilaogy?
Maty teo amin'ny faha 108 taonany ilay bilaogera Aostraliana zokiny indrindra eto amin'izao tontolo izao, Olive Riley. Raha nisaona ny fahafatesany i Mohammed Al Shehri , any Arabia Saodita dia nanontany tena hoe inona ny lova navelan'i Riley raha nisy ny Aterineto ary raha hatrizay no nisy ny famahanana bilaogy.
Bahrain/Arabia Saodita: Orana Orana, Mialà Tany!
Nitondra orana, tafiotra ary vovoka ho an'ny Faritany Atsinanan'i Arabia Saodita sy ny manodidina an'i Bahrain ny tolakandro omaly, ka niteraka resabe tao amin'ny Twitter sy tambajotra sosialy hafa.
Ilay Vehivavy Saodiàna Nitondra Rivodoza Raha Nandray Familiana
Tsy zavatra mora ny manala ny fandraràna mamily fiara any Arabia Saodita.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...