Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2021

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Jolay, 2021

Yemen: Olona miisa 16 maty tamin'ny fanafihana ny Masoivoho Amerikana

Olona miisa 16 no maty rehefa nisy nanafika tamin'ny fiara voasesika baomba sy balafomanga ny masoivoho Amerikana tany Sana'a, Yemen. Tsy lavitra ny fipoahana ny bilaogera iray.