Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Mey, 2019
Arabia Saodita:Tezitra noho ny fisamborana an'i Al Farhan ireo bilaogera
Mitohy hatrany manerana ny tontolon'ny bilaogy Arabo ny fanehoan-kevitra taorian'ny fisamborana ilay bilaogera Saodiana Fouad Al Farhan, izay mbola tsy fantatra ny fiampangana azy.