Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Oktobra, 2016
Nahatonga Hetsi-panoherana Nasionaly Ny Tolotra Ratsy Omen'ny Orinasam-Pifandraisana Finday Saodiana
Manohitra ny tambajotra fandraharahana an'onjam-pifandraisana ao amin'ny firenena ireo mpiseran'ny media sosialy ao Arabia Saodita, manohitra ny tolotra ratsy sy ny mbola hanakanana hatrany [mg] ny teknolojia, indrindra ny fifandraisana VoIP izay tokony ho azo maimaimpoana.