Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Janoary, 2012
Arabia Saodita : Fianakaviana Iray Monina Aminà Toeram-pandevenana
Voavonjy tamin'ny fahantrana sy tsy fananana toeram-ponenana ny fianakaviana Saodiana iray noho ny lahatsary iray maharitra telo minitra novokarin'i Bader AlHomoud, tanora Saodiana iray mpamokatra sarimihetsika. Haifa Al Rasheed no miteny amintsika momba io lahatsary mampihetsi-po io.

