· Avrily, 2021

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Avrily, 2021

Arabia Saodita: Tsy nahazo solika maimaimpoana i Puff Daddy

(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Nanao antso tamin'ireo “rahalahiny sy anabaviny any Arabia Saodita” sy ireo firenena mpamokatra solika hafa mba hanome azy solika hahafahany manohy mandeha amin'ny fiaramanidina manokana ilay mpihira rap Amerikana Sean Puff Diddy Combs. Nitaraina ity mpanakanto mpanefoefo an-tapitrisany ity fa manakana azy tsy hampiasa ny...