Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Jolay, 2016
Te Hanatsahatra ny Fanakatonana ny Twitter Ireo Iraniana Mahery Fihetsika — Hihantsiana Ny Propagandy Saodiana

Miantso ny governemanta mba hanatsahatra ny fanakatonana ny Twitter mba hanoherana ny propagandy mamely an'i Iran ataon'i Arabia Saodita ireo mahery fihetsika Iraniana, tompon-dakan'ny sivana amin'ny aterineto