· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Avrily, 2010

Tontolo Arabo: Tratry ny gripan'ny iPad ny Arabo

  07 Avrily 2010

Mailaka nividy ny farany indrindra amin'ireo kilalao sy mampidera izany, mpitoraka blaogy sy mpampiasa Twitter maromaro avy amin'ny tontolo Arabo no mankalaza ny iPad. Ity no azon'ny mpianatra Saodiana iray sy mponina iray any Koety hambara momba ilay kilalao vaovao an'i Apple.