Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Novambra, 2014
Fongorin'i Bahrain Ireo Hetsi-bahoaka, Fa Kosa Tsy Ny Fanohanana Ny ISIS
Tsy nisambotra ireo mpandefa ireo lahatsary, sahala amin'ireo miantso fanohanana ny ISIS sy manentana ny herisetra eo amin'ny sekta, ilay sampana misahana ny heloka atao ety anaty Aterineto, tahaka ny fanaony misambotra ireo mpitoraka bilaogy sy ireo mpikatroka mitaky ny zon'olombelona