Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Septambra, 2011
Arabia Saodita : Nahazo Alàlana Hiditra Ho Ao Amin'ny Filankevitry Ny Shura Ny Vehivavy
Ny Vehivavy Saodiana, izay tsy afaka ny hamily fiara any amin'ny firenena misy azy, dia hahazo aàlana ny hiditra ho mpikambana ao amin'ny filan-kevim-pirenen-dry zareo misy mpikambana 150 na ny Filan-kevitray ny Shura, rantsana mpanolotsaina izay misy fetrany ihany ny fahefany ao amin'ny governemanta sy ny fanaovan-dalàna. Noraisin'ny mponina an-kafaliana...
Arabia Saodita : Mpiaro Ny Zon'olombelona Niakatra Fitsarana
Niatrika fitsarana nasionaly tao Jeddah noho ny "faniratsirana ny fitsarana" ilay Saodiana mpiaro ny zon'olombelona, Waleed Abu Alkhair (@abualkhair) . Saodiana maro mpandefa tweet no niresaka ilay raharaha tao amin'ny Twitter mba hanehoana ny fanohanany sy hanakianana ny fomba fiasan'ny manampahefana manoloana ireo mafàna fo.
Tontolo Arabo: Mahatsiaro ny 11 Septambra
Nanome voninahitra ireo namoy ny ainy 3000 tamin'ny 11 septembra ny Mpisiokantserasera manerana ny tontolo Arabo, mahatsiahy ny zava-niseho mahatsiravina nataon'ny mpampihorohoro Al Qaeda izay nandefa fiaramanidina mpitondra olona 4 handona ny tranobe tao Etazonia izao tontolo izao folo taona lasa izay. (tohizo)
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...