· Aogositra, 2010

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Aogositra, 2010

Arabia Saodita : Fahatsiarovana an'i Dr. Ghazi Al Gosaibi

  25 Aogositra 2010

Dr Ghazi Al Gosaibi. Sary avy amin'ny takelaka mpankafy ao amin'ny Facebook. Arabia Saodita sy Bahrain misaona ny fahalasanan'ny olona manan-tsaina izay nitondra anjara biriky lehibe teo amin'ny lafiny kolontsaina sy ny fampivelarana ny sehatra teo amin'ny firenena roa tonta mifanolo-bodirindrina. Ghazi Al Gosaibi, mpanao tononkalo, mpanoratra, masoivoho sy ministra,...