· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Desambra, 2007

Arabia Saodita: Avoahy Fouad – Vaovao fanampiny

  27 Desambra 2007

Toa izao ny taratasy nosoratan'i Fouad Alfarhan, talohan'ny nisamborana azy. Izy dia ilay mpitoraka blaogy malaza avy any Arabia Saodita, voasambotra to Jeddah tamin'ny 10 desambra 2007 lasa teo, noho ny fahasahiany sy ny fanehoany fahalalahana niteny tao amin'ny blaoginy malaza iray alfarhan.org : I was told that there is...