· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Janoary, 2018

Arabia Saodita : Vely Karavasy Miisa 1500

  12 Janoary 2018

Nanameloka ilay dokotera Egyptiana Raouf Amin 15 taona an-tranomaizina sy vely karavasy in-1.500 i Arabia Saodita  noho ny fanomezana ny printsy vavy Saodiana ny fanafody mampiankin-doha raha mbola niasa tany amin'ny hopitaly Saodiana iray izy.