Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Mey, 2014
Nahoana Ny Saodiana No Manoroka Ny Ramevany?
Mihaika ny Coronavirus ny Saodiana amin'ny fanorohana ny ramevan'izy ireo sy mamoaka ny sarin'izy ireo amin'ny Twitter sy ny lahatsary ao amin'ny YouTube.
Mpitoraka Bilaogy Saodiana Voaheloka 10 Taona An-Tranomaizina Sy Kapoka 1000
Nomelohan'ny fitsarana Saodiana 10 taona an-tranomaizina sy kapoka 1000 i Raif Badawi, omaly, noho ny nanaovany tranonkala malalaka.