· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Febroary, 2010

Arabia Saodita: Niverin-dalana ny fitsaboana ny SIDA

  02 Febroary 2010

Nanambara ny fikasany hanakatona hopitaly manolo-tena iray any amin'ny Jeddah’s King Saud izay fantatra amin'ny fivatsiany fanafody, amin'ny fitaizana ara-tsaina ary ny fitazomana ny mombamomba ireo voan'ny SIDA ho tsy ambara telo. Taitra ireo mpitoraka blaogy ary miteny fa dingana fihemorana izany.