Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Mey, 2009
Arabia Saodita: Hanohintohina ny Hajj ve ny gripan-kisoa?
Silamo anarivoarivony no mizotra isan-taona mankany Lameka hanatontosa Hajj (fivahiniana masina), iray amin'ny andry dimin'ny finoana Islamo. Ho voantohintohin'ny viriosy A/H1N1 na ny gripan-kisoa ve ny Hajj amin'ity indray mitoraka ity? Mametraka ny heviny ny mpamaham-bolongana any amin'ny faritra. Ao amin'ny CrossRoads Arabia, i John Burgess no manazava: Mpikaroka Saodiana...
Arabia Saodita: Tafio-drivotra iray voarakitra an-tsary
Fakantsary tsotra sy fandraisana sarimihetsika eny an-tanany, nandrakitra tafio-drivotra mahery vaika niharo fasika namely an'i Riyad renivohitra ireo mpitoraka blaogy saodiana,izay tsy nahita-mitsinjo na dia metatra vitsy monja eo akaiky eo aza ary dia nitsahatra teo koa ny endri-piainana rehetra. Ao amin'ny YouTube, i Riyadh Travels dia nametraka ity sarimihetsika ity...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...