Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Septambra, 2017
Vehivavy Saodiana Mpikatroka, Nandresy Afaka Mamily Saingy…
Atsy ho atsy dia ho afaka hamily fiara ireo vehivavy Saodiàna. Na izany aza, mbola mitohy miatrika ny sakan'ny fanavakavahana ry zareo noho ny fisian'ilay rafitra fiahian'ny lehilahy ao amin'ny faritry ny fanjakàna.
Manamaivana Ny Famerana Ny Fampiharana Fandefasan-kafatra i Arabia Saodita, Saingy Mbola Voaràra Ny WhatsApp Sy Ny Viber
Taorian'ny sivana goavana nandritra ny efa-taona mahery, nanamaivana ny famerana ny fampiasana ny fampiharana antso antserasera sy ny fandefasan-kafatra (VoIP) amin'ny aterineto i Arabia Saodita.
Tontolon'ny Bilaogy Saodiana Herinandro Faran'ny Taona
Bilaogy matory, solosaina angatra, kolontsaina fitondrana fiarakodia Saodiana, fanapahan-dohan'i Saddam Hussein, MTV Arabo, bilaogera lesbiana Saodiana, Krismasy, sy bebe kokoa amin'ity herinandro ity. Andeha isika hanomboka izany ...
Ny Malaza Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Saodiana
Lalao baolina kitra sy hockey, hijab (voaly) sy fatwas, fihaonan'ny bilaogera, ary marobe kokoa avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana tamin'ity herinandro ity.
Arabisc: Ny Herinandro Ara-kolontsaina sy Ara-javakanto
Tamin'ity herinandro ity, faly i johacom nahita sariitatra maromaro nataon'ny mpanao sariitatra Arabo izay maneho ireo Manampahefana Mpitondra Arabo . Hoy izy:..
Bilaogera Saodiana Naneho Hevitra Mikasika Ny Fisamborana Ilay Mpanoratra
Araka ireo bilaogy sy fifanakalozan-kevitra Saodiana maro, nosamborin'ny manampahefana Saodiana ilay manam-pahaizana Islamika Dr. Mohsen Al-Awaji, taorian'ny famoahany lahatsoratra tao amin'ny tranonkala, izay nanakianany an'i Ghazi Al-Gosaibi, minisitry ny asa.
Arabia Saodita: Governemanta Mikendry Manokana Ireo Bilaogera, Masoivoho Saodiana Vaovao Ao Etazonia, Ary Resaka Maro Hafa Koa
Ny fisafaokan'ny gazety momba ny fandaharam-pianarana any Arabia Saodita, fampielezankevitry ny governemanta hamelezana manokana ireo lehilahy bilaogera any Arabia Saodita, Anna Nicole Smith, Kareem Amer, fisaraham-panambadiana an-tery, fandaharanasam-panjakana vaovao hiadiana amin'ny kolikoly, ary maro hafa no naresaka indrindra tao amin'ny tontolon'ny blaogy tany Arabia Saodita.