Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Avrily, 2016
Nosy Sanafir Sy Tiran Mahabe Resaka, “Namidin” i Sissi Filoha Ejiptiana Amin'i Arabia Saodita
Nametraka fitoriana momba io fihetsika io ireo mpisolovava, tamin'ny filazana fa ny fanapahankevitr'i Sisi hamotsotra ireo nosy Sanafir sy Tarin ao amin'ny Ranomasina Mena ireo, tsy nahazoana ny fankatoavan'ny Parlemanta, dia "tsy araka ny lalàm-panorenana."