Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Oktobra, 2010
Arabia Saodita: Génie any amin'ny fitsaràna
"Teo ambany herin'ny génie (fanahy araka ny famaritana arabo) aho", izany no fialàn-tsiny farany indrindra ho an'ny kolikoly ara-panjakana any Arabie Saoudite. Araka ny gazety Saodiana Okaz [Ar], voampanga ho nanao kolikoly ny mpitsara iray tao Al Madina, nandray tsolotra sy naka mihoatra izay tokony ho izy.
Arabia Saodita: Antso ho fanavotana an'i Samar Albadawi
Samar Albadawi, vehivavy Saodiana iray nisara-panambadiana no tazonina ao amin'ny fonjan'i Brayman ao Jeddah amin'izao fotoana fa hoe tsy nankato an-drainy. Raha nisafoaka ny mponin'ny aterineto sasany , ny hafa kosa kely finoana momba ny tranga mahazo azy ary mbola mitohy foana ny adihevitra eo amin'ireo Saodiana mpitoraka bilaogy sy...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...