Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Jolay, 2010
Tontolo Arabo: Eritreritra momba ny lalao famaranana ny Fiadiana Tompon-daka Eran-tany
Marina ny tenin'ilay horita mpaminany Paul ary naharesy ny Espana tamin'ny lalao famaranana ny Fiadiana ny Tompon-daka eran-tany, izay nifarana tany Afrika Atsimo minitra vitsy lasa izay. Tany amin'ny tontolo Arabo dia nizara hevitra vitsivitsy momba ilay lalao famaranana sy ny fifaninanana manontolo ireo mpampiasa Twitter