Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Oktobra, 2012
Arabia Saodita: Miaka-peo ny Hetsika Vehivavy Hitondra Fiara Ary Miampanga ny Politikan'ny Governemanta
Saodiana mpiaro ny zon'ny vehivavy i Manal al-Sharaif, fantatra tsara amin'ny andraikitra iantsorohany amin'ny hetsika Women2Drive (VehivavyHanamory). Tamin'ny volana Mey 2011, nandrakitra lahatsary ahitana ny sariny izy, izay mihantsy sy manohitra...
Arabia Saodita: Raisina Toy Ny Gadra Rehetra ny Gadra “Tondro Molotra”
Taorian'ny fihetsiketsehana kely mitsitokotoko nandrakotra ny firenena izay tsy mbola fahita hatrizay , namoaka fanambarana ny Minisiteran'ny Atitany mikasika ireo gadra tondro molotra. Teboka telo no hita amin'ny fanambarana: Tsy maintsy mandalo ny Biraon'ny...
Arabia Saodita: Mitohy ny Fitsarana Mangingina, Mitohy Koa Ny Fandavan'ny Mpanohitra
Androany vao maraina, notontosan'iny fitsarana ady heloka bevava Riyadh ny fangalana ambavany fahaefatra mikasika ny raharaha hanenjehana ireo mpiaro ny zon'olombeloona sy reformista Mohammad al-Qahtani sy Abdullah al-Hamid. Afaka natrehin'ny daholobe ny fotoam-pitsarana...
Arabia Saodita: Nanao Fihetsiketsehana Nandritra Ny Fetim-Pirenena Ny Fianakavian’ireo Gadra Tsy Amin’ny Antony
Ny fanagadrana tsy amin’ny antony no lohahevitra mavaivay indrindra momba ny zon'olombelona any Arabia Saodita. Tombanan'ny Fikambanan’olo-tsotra Saodiana miaro ny zon’olombelona sy ny Fikambanana miaro ny Zo Ara-pollitika fa maherin’ny 30,000...