· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Jona, 2011

Arabia Saodita: Vehivavy Eo Aorian'ny Familiana

  25 Jona 2011

Vehivavy Saodiana maro omaly no nandray ny familiana tao Arabia Saodita mba hankahatra ny fandraràna azy ireo tsy hitondra fiara. Natao tamin'ny Facebook ny fanetanana, ary namafisin'ireo resaka ifanakalozana tamin'ny fampahalalam-baovao ara-tsosialy hafa, toy ny vohikala fanaovana bilaogy kiritika Twitter.