Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Oktobra, 2018
Bahrain: Afaka Miara-miaina ve ny Demôkrasia sy ny Finoana Silamo?
Afaka mipetraka anatin'ny fiarahamonina Silamo ve ny demôkrasia? Izany no fotodresaka teo amin'ireo bilaoera Bahraini androany.
Nosamborina tany Arabia Saodita ilay mpanoratra Yemenita Marwan Almuraisy ary tsy hita popoka avy eo
Ao amin'ny fanjakana mpanao didy jadona,nitombo teo ambany fitondran'i Mohammed Bin Salman ny fanenjehana ireo feo mahaleotena.
Fifangarona mahafaty: Ny fomba fampiasan'ny governemanta ao MENA ny lalàna mikasika ny heloka an-tambajotra sy ireo rindrambaiko mpijirika mba hikendrena ireo mpikatroka
Mbola mamorona lalàna mikasika ny heloka an-tambajotra foana nireo governemanta ao amin'ny Gôlfa mba ho toy ny fiarovana tsy ara-drariny nefa eken'ny lalàna natao hikendrena ireo mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona.
Iraka/Arabia Saodita: Adin'ny mpitondra fivavahana
Nanomboka izany rehetra izany rehefa nanafika ny Shiita Irakiana Grand Ayatollah Ali Al-Sistani tamin'ny vavaka Zoma ny mpitondra fivavahana Saodiana Sonita Mohammad al-Ureifi.
Fomba fijery avy ao Riyadh – Jeans Saodiana
Tantanin'i Ahmed, mpianatra ho farmasiana ao Riyadh, Arabia Saodita, ny "Saudi Jeans",bilaogy rohy izay mitovitovy kely amin'ny Scripting News, raha mba nonina tany Afovoany Atsinanana i Dave Winer ary mamaky gazety Arabo am-polony isa-maraina.