· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Novambra, 2018

Ny tontolon'ny bilaogy Saodiana

Somary mangina kely tamin'ity herinandro ity tao amin'ny tontolon'ny blaogy Saodiana. Angamba nanapa-kevitra nanararaotra ny toetr'andro mahafinaritra ao Arabia Saodita tato ho ato ny ankamaroan'ny bilaogera mba hitsangatsanganana any an-tany efitra na handehanana eny amoron-dranomasina. Na dia izany aza, nisy ihany ny lahatsoratra maromaro, ka andeha hijery izay mahaliana.

15 Novambra 2018