Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Novambra, 2007
Brezila : Herisetra atao ny vehivavy
Ny mpiblaogy Marcelo Tas any Brezila dia mampitaha raharaha roa mikasika herisetra izay nosedraina vehivavy monina amin'ny faritra roa samihafa sady mifanalavitra eto an-tany. Tany Abaetetuba, any Brezila, nisy tovovavy iray voasazy ka nampiraisina...
Arabia Saodìta : Naolana dia avy eo voaheloka indray
Ny mpiblaogy Saodiana Rasha dia mitatitra ny nahazo ilay tovovavy Saodiana iray izay naolana lehilahy maro dia avy eo nohelohin'ny fitsarana izay niteraka adihevitra mafana anivon'ny tanora any amin'ny faritra Arabo iny...
Arabia Saodìta : Varotra akanjo jefijefy
Ao ambanin'ny voaly matevina sy ambadik'ireo vavahady vy tsara ambina, misy amin'ireo vehivavy Saodiana no tsy misalasala ny ho jefijefy [sexy] rehefa mifidy izay iakanjoany ao amin'ny manginginan'ny trano fandriana....
Arabia Saodìta : Mariazy misy fe-potoana fohy
Ny mpiblaogy Fayyad dia manazava ao amin'ny blaogy Kabobfest ny atao hoe « mariazy misy fe-potoana fohy » izay tanterahin'ireo lehilahy Saodiana, rehefa mandeha any am-pakan-drivotra ivelan'ny fireneny ry zareo...