Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena

Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo  sady nofarifaritany ihany koa fa “azony tamin’ny fomba demokratika ny fahefana”; nosoratany ihany koa ny fandisoan-tantara ataon’ny mpanohitra Rosiana. Moscow Through Brown Eyes [ Moskoa jeren’ny maso miloko volontsôkôlà] kosa te hitady izay hanoloana ny fetin’ny fito novambra tahaka ny – Andron’ny firaisam-pirenena, marihina isaky ny 4 novambra – sy ny Matso Rosiana marihina amin’io andro io. A Soviet Poster A Day kosa miantso hamerina ny fampiasana ny  saina rosiana taloha fony mbola Sovietika ary manome dika (vaovao) amin’izany antso izany.

Veronica Khokhlova

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.