Tantara Sovietika: Richard Sorge

Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana Japoney sy afa-nitsofoka mandrakariva tany amin’ny masoivoho Alemana ary afaka nanome vaovao nandritra ny taona maro an’i Moskoa ny tetikadin’ny Teza (Axe niantsoana ny fiarahan’i Japana, Alemaina ary Italia nandritra ny ady lehibe faharoa fa tsy ilay an-dRamandimbilahatra Moxe) – ary novonoina ny 7 novambra 1944.

Veronica Khokhlova

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.