Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jona, 2011
Tanzania: Mpikambana ao amin'ny Parlemanta mi-Tweet ny Fisamborana azy
Zitto Kabwe, Tanzaniana mpikambana ao amin'ny Parlemanta avy amin'ny antoko mpanohitra Chadema no voasambotra tamin'ny4 Jona teo tao Tanzania afovoany raha vao vita kelikely ny famoriam-bahoaka nataony. Iray amin'ny andiam-pihetsiketsehana goavana nanerana...
Serbia: Fisamborana an'i Ratko Mladic
Sady misento no tsy mino ihany koa ireo Serba marobe sy Bosniaka androany raha nandre ny fisamborana ny jeneraly Serba Bosniaka teo aloha Ratko Mladic, izay voampanga noho ny famonoana...
Syria: Fahatapahan'ny Aterineto?
Mirongatra ao amin'ny Twitter ny filazana fa mety misy fahatapahana ankapobeny ny aterineto manerana an'i Syria androany (Zoma). Manohy ny fihetsiketsehana hatrany ny Syriana manohitra ny fitondran'i Al Assad sy...
Shina: Fiampangana voalohany ‘Jasmin’
Nivoaka androany ny didim-pitsarana voalohany ilay mpikatroka miaro ny zon'ny sarambambe ao Chengdu, Li Shuangde, 47 taona, taorian'ny fisamborana sy fitazonana azy matetika nandritra ity lohataona ity. Taorian'ny fitazomana azy nanomboka...
Pakistana: Nampisaina ny Pakistaney ny TEDx Karachi
Tetikasa an-toerana ny TEDx , nokarakaraina hifampizaran'ny olona traikefa-TED. Eo amin'ny andiany faharoa ny TEDx Karachi notontosaina ny 27 Mey 2011 tao an-tanàna manana seranana Karachi. Nokarakarain'ny TED Senior Fellow 2011 sy...