Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jona, 2011
Malawi: Miserasera ao amin'ny Facebook ny mpitondra fiara mba ahitana solika ho vidiana.
Mampiasa Facebook ny mpitondra fiara ao Malawi mba hifampizara vaovao momba ny vidin-tsolika sy ny tahirin-tsolika eny amin'ny tobi-dasantsy mba ahafahany mividy sy mameno ny fitoeran-tsolika amin'ny fiara. Maherin'ny 180...
Moldavia: +1 Vote Fampielezan-kevitra Miroborobo Alohan'ny Fifidianana Ben'ny Tanàna
Hiatrika ny fampiharana demokrasia hafa indray ny renivohitr'i Moldavia, Chisinau amin'ny Alahady 19 jona, ka ho hita eo ny lany amin'ny fihodinana farany amin'ny fifidianana ben'ny tanàna ao an-toerana na ny liberaly...
Ejypta : Famakafakana ny vitan'ny Twitter eny an-kianja
Raha toa ka misy ny sehatra iray nahatonga ny Revolisiona ejipsiana “ho fanokafana ny maso” eo amin'ny resaka valantserasera, dia tokony ho ny nahatonga ireo Ejypsiana an'arivony niditra ny tranokalan'ny siokantsera Twitter. Tao...
Shina: Navoaka Avy Any Am-ponja Ilay Mpisolovava Li Zhuang
Vitsy ny any Shina no afa-mamaky ny tohin'ny tantaran'ireo nalefa any am-ponja noho ny raharaha politika, indrindra ny hahita izany ho misongadina indrindra ao amin'ny bilaogy fanta-daza Sina. Saingy taorian'ny fahafahan'i...
Makedonia: Fihetsiketseham-panoherana ny Herisetra Afenina Ataon'ny Polisy
Tanora Masedoanina sy manam-pahaizana sasantsasany efa lazondazony no nanao fihetsiketsehana nandritra ny dimy andro tao amin'ny aterineto sy ivelan'ny serasera tao Skopje, mba handrisika ny manampahefana “handravona” ny raharaha mikasika ny...
Kambodza: Vehivavy Mpandraharaha sy ny Valantserasera
Natsangana tao amin'ny facebook ny vondron'ny Vehivavy Kambodziana ao amin'ny fandraharahana ny volana Novambra 2009 mba hizarana ny traikefa ananan'ny vehivavy eo amin'ny sehatry ny fandraharahana sy ny hisiana tambazotra ao...
Kolombia: Halatra tao amin'ny Foiben'ny Parlemanta Andeana
Tamin'ny faha-7 ny volana jona, mpikambana ao amin'ny Parlemanta Andeana no voaroba tao amin'ny foiben'ny rafitra tao Bogotá, Kolombia. Ny Parlemanta Andeana no solontena mpanara-maso ny Fokonolona Andeana, fikambanam-paritra ahitana an'i Bolivia, Kolombia,...
Ejypta: Khaled Said, Herintaona Taty Aoriana
Herintaona lasa izay, Khaled Said, Ejyptiana 28 taona avy any an-tanàna amorontsirak'i Alexandria, no nampijalijaliana teo am-pelantanan'ny polisy roa lahy. Ankehitriny, mahatsiaro ny fitsingerenan'ny iray amin'ny nahatonga ny revolisiona nataony ny Ejipsiana.
Ejypta : Mampiady hevitra ny fifanarahana amin'ny FMI
Mba hanampiana ny firenena Ejipsiana amin'ny olana ara-bola noho ny revolisiona 25 janoary, nanaiky hanao fanampiana fampindramam-bola mitentina 3 miliara dolara ho an'ny firenena be mponina indrindra ao amin'ny tany arabo ny FMI (Tahirim-bola Iraisampirenena) tamin'ny Alahady teo.
Syria : Bilaogeran'ny ‘Gay Girl in Damascus’ nalaina ankeriny
Nanjary nalaza be vetivety i Amina Arraf izay nisy naka an-keriny. Mi-bilaogy amin'ny solon'anarana hoe Amina Abdullah. Manoratra momba ny politika, ny fikomiam-bahoaka vao haingana teo ary ny maha-vehivavy mitia vehivavy azy ao Syria.