Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Mey, 2009
Rivodoza Nargis tany Myanmar herintaona taty aoriana
Nandravarava ny faritra atsimon'ny vinany (Delta) Irrawaddy ny rivodoza nahafaty olona iray tamin'ny volana mey 2008 ka mihoatra ny 2 000 000 ny tra-boina tamin'izany. Notombanana fa 138 000 ny...
Myanmar: rivo-mahery vaika nandrava an'i Mandalay
MgHla no nanoratra tamin'ny 6 May 2009 fa nandravarava an'i Mandalay, renivohitra fahatelo any Myanmar ny tadio. Sary avy amin'ny bolongan'i MgHla Hoy izy nanoratra: “After I attended a seminar,...