Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Marsa, 2021
An-dalambe sy antserasera, Mivondrona manohitra ny fitondrana miaramila amin'ny endriny vaovao ny olom-pirenen'i Myanmar
Niraisana tanteraka ihany koa ny fihetsiketsehana, nandray ireo olona avy amin'ny karazana asa sy famantarana (mombamomba), ao anatin'izany ny olona avy amin'ny karazam-pinoana sy ny vondrom-piarahamonina LGBTQ.
Tafakatra 71 ny isan'ny maty tamin'ny Alahady nandritra ny famoretana ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny fanonganam-panjakana tany Myanmar
"Tsy azo ekena mihitsy ireo fitifirana ireo. Tsy manaparitaka ny fihetsiketsehana izy ireo fa mamono ny vahoaka amin'ny herisetra fotsiny."
Nampiditra volavolan-dalàna “henjana” momba ny fiarovana amin'ny aterineto ao anatin'ny hetsi-panoherana mafana manohitra ny fanonganam-panjakana i Myanmar
"Azo heverina fa ny famoretana ny fahalalahana maneho hevitra amin'ny aterineto sy ny fandrarana ireo tambajotra sosialy no tena tanjon'ny volavolan-dalàna."
Nanohitra mavitrika ny jadona miaramila ny olompirenena tao Myanmar nanao ny fitokonana faobe ‘22222’
"Raha manohitra ny jadona isika, mety hitifitra antsika ry zareo. Mahalala izany ny rehetra. Saingy mila manohitra ny jadona isika. Adidintsika izany. Izany no mahatonga ny olona maro mivoaka androany hanohitra azy ireo."