Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Mey, 2019
Na Teo Aza Ny Fanafahana ireo Mpanao Gazetin'ny Reuters, Mbola Tataovan-doza Hatrany Ny Fahafahana Maneho Hevitra Ao Myanmar
"...ny tranga mikasika an'i Wa Lone sy Kyaw Soe Oo no porofo fa noho ny faniriana hifikitra eo amin'ny fahefana dia mbola eo ambanin'ireo tsindry politika tsy miato ireo mpanao gazety."