· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Febroary, 2013

Mbola Matroka Ny Fahalalahan-Gazety ao Myanmar Na Misy aza ny Fivoarana

  25 Febroary 2013

Noderain'ny vondrona maro ho dingana mankamin'ny fahalalan'ny fahalalahan-gazety ao amin'ny firenena ny fanapahan-kevitr'i Myanmar hanafoana ny sampana malaza amin'ny fanaovana sivana. Saingy mbola navoitran'ny mpikatroka mpanara-maso ny fahalalahan-gazety ihany ny fitohizan'ny fampitahorana, fahasarotana ary ny fanafihana nahazo ny mpanao gazety monina ao Myanmar tamin'ny herintaona.