Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2015

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Aogositra, 2015

Ndeha Hijery Ireo Vahoaka Kachin Nafindra Toerana Any Myanmar Avaratra

"Tsy misy fotoana mahafaly eto amin'ny toby. Miady mafy amin'ny fiainana izahay ary matetika izahay dia sahirana foana amin'ny fiainanay."

Any Malezia, Mandeha An-Tsekoly Ao Anatin'ny Tahotra Ireo Ankizy Mpitsoa-ponenana Myanmar

Mampiseho ny zavatra atrehan'ny vondrom-piarahamonina mpitsoa-ponenana Myanmar any Malezia, ilay tetikasa lahatsary fanadihadiana.

Mandrahona Ny Hikatona Ireo Ozinina Ao Myanmar Raha Ambony Loatra Ny Karama Farany Ambany

"Mandrisika ny governemantan'i Myanmar izahay mba handray fepetra henjana hanatsarana ny fari-piainana - miankina aman'aina izany hiantohana ny ambaratongan-karama kely indrindra hanidy ny mpiasan'ny sehatr'asa iray ho ao anatin'ny fahantrana."

Vitan'ny tambajotra sosialy ny nampihetsi-po olona hanao zavatra ao Myanmar ravan'ny tondradrano

"Tamin'ity indray mitoraka ity kosa dia isa-minitra no misy tatitra amin'ny alalan'ny tambajotra sosialy ary hitanay ny fomba famalin'ny manampahefana, na ho amin'ny tsaratsara kokoa na ho amin'ny ratsatsy kokoa.."

Global Voices Miara-Miombon'Antoka amin'ny The Irrawaddy ao Myanmar

Noho ny tati-baovao mitsikera ataony dia noraran'ny fitondrana miaramila ao Myanmar izy ary izay rehetra ahitana ny dika iray amin'ny gazety dia mety ho voasambotra sy ampidirina am-ponja.