Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Janoary, 2014
Birmania Tamin'ny 1897: Saripika 10 Rakitry Ny Ela
Nifantina saripika folo izahay avy tao amin'ny tahirintsary Flickr mifandimbin'ny British Library , izay manome topimaso mahaliana momba ny fiainan'ny fiarahamonina Birmana nandritry ny taonjato faha-19 lasa iny