Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jona, 2017
Herintaona Mahery Taty Aoriana, Misoroka Ahitra Ao Amin'ny Toeram-ponenana Nasiana Azy Ao Myanmar ireo Niharan'ny Fihotsahan'ny tany
"Taona iray taorian'ny fametrahana azy ireo, vao ny herinaratra fotsiny no azon'ireo mponina fa tsy mbola manana rano mikoriana. Tsy maintsy miantehitra amin'ny fanangonana ranon'orana sy ireo fanaterana ataon'ireo vondrona mpanampy ao an-toerena izy ireo"
Miray Hina Ireo Mpanao Gazety Ao Myanmar Hanohitra Ny Lalànan'ny Fanalam-baraka Antserasera

Mpanao gazety maherin'ny 100 tao Myanmar no nivorivory tamin'ny 6 Jiona 2017 tao Yangon, renivohi-pirenena, mba handamina ny fanentanan'izy ireo manohitra ny Fizarana faha- 66(d) momba ny Lalànan'ny Fifandraisan-davitra ao Myanmar.
Myanmar: “Eny, tsara ny zava-drehetra”
Notaterin'ny ny bilaogim-baovao Birmana MoeMaKa Media ity lahatsarin'ny Straits Times ao Singapaoro ity izay miresadresaka amin'ireo olom-pirenena Myanmar sasany sy ny hafa mandeha ao Yangon sy Singapaoro.
Myanmar: Hafatra Miafina Ho an'ny Fitondrana Miaramila Nivoaka Tao Amin'ny Gazety MyanmarTimes
Bilaogera Myanmar vitsivitsy no niresaka momba ny dokambarotra miaraka amin'ny hafatra miafina izay nivoaka tao amin'ny gazety Myanmar Times, tamin'ny Alatsinainy 23 Jolay 2007.
Mpikatroka Tao Myanmar Iray Voaheloka Ho Nanao Fanalam-baraka Tamin'ny Fandefasana Mivantana An-Tserasera Tantara An-tsehatra Manesoeso Ny Tafika

"Nalefako mivantana izany mba ahafahan'ny namako mijery izany satria nandray anjara tao amin'ny tantara an-tsehatra ny zanako lahy. Tsy nieritreritra ny hanala-baraka ny tafika aho, " hoy izy nilaza tamin'ny fampitam-baovao.