Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2019

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Desambra, 2019

Miavo-tena mba hiangana ny gazety iray ao Myanmar amin'ny fiteny Mon rehefa nitolona 20 taona

Mitolona hatrany mba hanoka-baravarana ny gazety Guiding Star, loharanom-baovao iray lehibe ho an'ny vondrompoko Mon, rehefa lasa nirona any amin'ny nomerika ny vaovao ary mihena isa ny mpiteny Mon.