Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Novambra, 2007

Azia Atsimo Atsinanana : Ireo tetezana lava indrindra

Ny mpiblaogy Pisanu monina any Bali, Indonezia dia mitatitra ao amin'ny blaogy Bisean mikasika ireo tetezana lava indrindra any Azia Atsimo Atsinanana : « Southeast Asia is home to some of the world’s longest bridges. In our attempt to speed up economic advancements, bridges also narrowed the gaps of cultural differences...

Myanmar : Tatitra avy any an-toerana nataon'i Jotman

Ny mpiblaogy Jotman monina any Myanmar dia manapariaka [Anglisy] sarimihetsika sy tafatafa ary tantara samihafa avy any an-toerana. Preetam Rai

Myanmar: Tapaka indray ny aterineto

Tapaka indray ny rohy mampifandray amin'ny any ivelany amin'ny alalan'ny aterineto. Voalazan'ny ao amin'ny rohy fa vao noroahin'ny mpitondra jadona hiala ny taniny ihany koa ny diplaomatinn'y Firenena mikambana iray. Ny vaovao heno omaly (fa tsy nahitako tohiny na marina na tsia) dia hoe nisy niverina an-dalambe indray ny mpitoka-monina...