Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2010

Ny sainam-pirenena vaovao sy ny anarana vaovaon'i Myanmar

Naseho am-pahibemaso voalohany tamin'ny herinandro lasa teo ny sainam-pirenena vaovaon'i Myanmar. Manana anarana vaovao koa izy: fantatra ankehitriny amin'ny anarana hoe Repoblikan'ny Fiombonan'i Myanmar. Mitsikera ny sarin'ilay saina ireo mpampiasa aterineto any Myanmar. Ny mpitoraka blaogy sasany aza manitrikitrika fa ny tafika ihany no asehon'io saina io fa tsy ny...

Myanmar/Birmania: Fanentanana “Ataovy ankivy ny Fifidianana”

Haroso amin'ny 7 Novambra ihany ny fifidianana any Myanmar na tsy handray anjara aza ireo antoko mpanohitra. Adikan'ny Global Voices ny fanambaràna avy amin'ireo vahoaka ao Myanmar izay hanao ankivy ny fifidianana ho avy.

Azia Atsimo atsinanana : Mitoraka bilaogy momba ny baolina kitra

Betsaka ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo atsinanana izay manome vaovao lehibe farany sy ara-potoana mikasika ireo lalao baolina kitra sy ny fandaharam-potoana any amin'ny faritra. Ireto misy lisitr'ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo Atsinanana izay mifantoka kokoa amin'i Vietnam sy i Kambodja .