· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jolay, 2018

Myanmar: Ny fetiben'ny Thingyan 2007

  22 Jolay 2018

Ny volana Aprily no volana tena mahafinaritra indrindra hatrany isan-taona ho an'ny Birmana, satria io no volana hankalazana ny Thingyan - ny fetiben'ny rano -. Io ihany koa no fiandohan'ny taona vaovao ao amin'ny alimanaka Birmana.

Myanmar: Sary sy rohy famintinana

  21 Jolay 2018

(Marihina fa tamin'ny 8 May 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Nahita sary tsara tarehy vitsivitsy avy amin'ireo bilaogera ao Myanmar aho ka nangoniko izy ireo ho toy ny...