· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Janoary, 2019

Tantsaha Birmana nampangaina tamin'ny lalàna elektronika

GV Mpisolovava  22 Janoary 2019

Notorian'ny Tafika Birmana ireo tantsaha nametraka fitarainana niaraka tamin'ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny asa (OIT) tamin'ny nandraofan'ny Foiben'ny fitoeram-pitaovam-piadiana tany mirefy 2000 hekitara mahery tamin'ny 3 aogositra 2008. Nampangain'ny kapiteny Phyo Wei Lin, mpitondratenin'ny tafika, ireo voampanga ho nandefa vaovao sy zavamisy any amin'ny haino aman-jery vahiny", hoy ny Mizzima News.